Teveta (volana hebreo)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Teveta na Tebeta dia volana fahafolo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahefatra kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe טֵבֵת‎ / Tebheth na Tevet io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Desambra sy Janoary ka misy 29 andro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]