Sivàna (volana hebreo)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Sivana (volana hebreo))

Ny Sivàna dia volana fahatelo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahasivy kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe סִיוָן / Sîwān na Sivan io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana May sy Jona ka misy 30 andro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]