Tamoza (volana hebreo)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Tamoza dia volana fahefatra ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahafolo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe תמוז‎ / Tammûz io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Jona sy Jolay ka misy 29 andro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]