Rajabo
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Rajaba na Rajabo no volana fahafito ao amin' ny tetiandro miozolmana. Iray amin' ny volana masina ny Rajabo, ka ny telo hafa dia ny Moharamo sy ny Doalkida ary ny Doalhija. Ny anaran' io volana io amin' ny teny arabo dia رجب / Rajab. Ny faha-27 dia andro ahatsiarovana ny dia nataon' i Mohamady andro alina avy ao Maka mankany Jerosalema, atao hoe "Isra sy Mirajy". Ny volana Jomadaatania no eo alohany fa ny volana Sabàny no manaraka azy.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Finoana silamo
- Volana ao amin'ny tetiandro mkozolmana: Moharamo (arabo: مُحَرَّم / Muḥarram), Safary (صفر / Safar), Rabialaoaly (ربيع الأوّل / Rabi' al Awal), Rabiatany (ربيع الثاني / Rabi' ath-Thani), Jomadaalaoaly (جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumada al Awwal), Jomadaatania (جمادى الثاني / Jumada ath-Thania), Rajabo (رجب / Rajab), Sabàny (شعبان / Sha'bane), Ramadany (رمضان / Ramadan), Saoaly (شوّال / Shawwal), Doalkidà (ذو القعدة / Dhu al Qidah), Doalhija (ذو الحجة / Dhu al-Hijja).