Jomadaatania

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Jomadaatany na Jomadaatania na Jomadaalkira dia volana faha-6 ao amin' ny tetiandro miozolmana. Amin' ny teny arabo dia atao hoe جمادى الثانية / Jumādā aṯ-ṯānya na جمادى الثاني / Jumādā at-tānī na جمادى الآخر / Jumādā al-āḵhir io volana io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]