Saoaly

Avy amin'i Wikipedia

Ny Saoaly dia volana fahafolo ao amin' ny tetiandro mozilmana. Ny fankalazana ny fetin' ny fahataperan' ny fifadian-kanina na Idy (arabo: عيد الفطر / ʿīd al-fiṭr) amin' ny andro voalohany amin' io volana io no manamarika azy. Manarakaraka ny volana Ramadany ny volana Saoaly. Amin' ny teny arabo dia atao hoe شوّال / Shawwal ny anaran' io volana io. Ny volana Ramadany no eo alohany fa ny volana Doalkidà kosa no manaraka azy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

  • Volana ao amin' ny tetiandro mozilmana: Moharamo (arabo: مُحَرَّم / Muḥarram), Safary (صفر / Safar), Rabialaoaly (ربيع الأوّل / Rabi' al Awal), Rabiatany (ربيع الثاني / Rabi' ath-Thani), Jomadaalaoaly (جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumada al Awwal), Jomadaatania (جمادى الثاني / Jumada ath-Thania), Rajabo (رجب / Rajab), Sabàny (شعبان / Sha'bane), Ramadany (رمضان / Ramadan), Saoaly (شوّال / Shawwal), Doalkidà (ذو القعدة / Dhu al Qidah), Doalhija (ذو الحجة / Dhu al-Hijja).
  • Alahamady