Rabialaoaly

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Rabialaoaly dia volana faha-3 ao amin'ny tetiandro miozolmana. Amin'ny teny arabo dia atao hoe ربيع الأول / Rabīʿ al-ʾawwal , izay midika hoe "(volana) voalohany amin'ny lohataona" io volana io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

  • Finoana silamo
  • Volana ao amin'ny tetiandro miozolmana: Moharamo (arabo: مُحَرَّم / Muḥarram), Safary (صفر / Safar), Rabialaoaly (ربيع الأوّل / Rabi' al Awal), Rabiatany (ربيع الثاني / Rabi' ath-Thani), Jomadaalaoaly (جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumada al Awwal), Jomadaatania (جمادى الثاني / Jumada ath-Thania), Rajabo (رجب / Rajab), Sabàny (شعبان / Sha'bane), Ramadany (رمضان / Ramadan), Saoaly (شوّال / Shawwal), Doalkidà (ذو القعدة / Dhu al Qidah), Doalhija (ذو الحجة / Dhu al-Hijja).