Jomadaalaoaly

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Jomadaalaoaly na Jomadaalaola dia volana faha-5 ao amin'ny tetiandro miozolmana. Amin'ny teny arabo dia atao hoe جمادى الأولى / Jumādā al-ʾūlā na جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumādā ’l-Awwal izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]