Aller au contenu

Paraná (renirano)

Avy amin'i Wikipedia
Rio Parana
Rio Paraná

Ny Paraná (espaniola sy portogey: Río Paraná) dia renirano any Amerika Atsimo . Manomboka eo amin'ny fihaonan'ny Paranaíba (renirano) sy ny Rio Grande (renirano) eo amin'ny toerana misy ny fanjakana breziliana Minas Gerais, São Paulo ary Mato Grosso do Sul miforona telozoro ihany koa.

Aorian'ny 3200 kilometatra mianatsimo dia mikoriana miaraka amin'ny Rio Uruguay izy io ka mamorona ny vavaran'ny Río de la Plata mirefy 290km ny lavany ary mahatratra 220km ny sakany.

Manodidina ny 2,8 tapitrisa kilometatra toradroa ny faritry ny fizaran-tany Paraná mandra-pahatongany any amin'ny Rio de la Plata. Mirefy 4.880 kilometatra ny halavan'ny Paraná miaraka amin'ny lava kokoa amin'ireo sakeli-drano roa loharano, ny Rio Grande mirefy 1.360 km.

Ny Paraná dia renirano sisintany ho an'ny fanjakana maromaro, ohatra eo anelanelan'ny fanjakana federaly breziliana:

ary ny fanjakana