Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Sora-matevina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-12: | Andalana faha-12: | ||
*[[Sonisma]] |
*[[Sonisma]] |
||
*[[Tetiandro miozolmana]] |
*[[Tetiandro miozolmana]] |
||
*[[Hijra]] |
|||
*[[Finoana silamo eto Madagasikara]] |
*[[Finoana silamo eto Madagasikara]] |
||
Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Jiona 2019 à 11:40
Ny Finoana silamo (amin'ny teny arabo: الإسلام / Alʾislām) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an' Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny Kor'any izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo) ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin'i Mohamady izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.