Siisma

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Shiisma)

Ny siisma dia sampan' ny finoana silamo izay manaiky fa i Ali sy ny taranany no mpandimby ny mpaminany Mohamady. Ny teny hoe siisma na siita dia avy amin' ny teny arabo hoe شيعة‎ / Shīʿah izay avy amin' ny andian-teny arabo hoe Shīʿatu ʿAlī midika hoe "mpanara-dia an' i Ali". Ny Siita dia 10 % hatramin' ny 15 % n' ny vahoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia ao Iràna sy Iràka ary ao Bareina. Tsy toy ny sonisma, sampana lehiben' ny silamo, ny siita dia manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]