Karijisma
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny karijisma dia sampan' ny finoana silamo teraka tamin' ny fanelanelanana natao tamin' i Ali sy i Mu'awiya raha avy niady tao Siffin izy ireo tamin' ny taona 657. Izy no sampana fahatelon' ny fivavahana silamo, manampy ny sonisma sy ny siisma. Atao hoe Karijita na Kaoarijy (arabo: خوارج / Khawāridj) ny mpino silamo ao aminy.