Valim-pikarohana
Apparence
Maneho vokam-pikarohana ho an'i lotera. Hisolo ary hikaroka momba an'i Lowena.
Hamorona ny pejy "Lowena" eto amin'ity wiki ity! Jereo koa ny valim-pikarohana hita.
- I Martin Lotera dia teôlôjiana alemàna anisan' ireo nitarika ny Fanavaozam-piangonana na Refôrmasiôna prôtestanta tamin' ny taonjato faha-16, teraka tamin'...44 kio (teny 5 700) - 3 Aogositra 2024 à 01:44
- Ny tsangan-kevitra 95n' i Lotera dia fitambaram-pehezankevitra nosoratan' i Martin Lotera mba hitsikerany ny fivarotana indolzansy nataon' ny Fiangonana...2 kio (teny 183) - 31 Aogositra 2021 à 14:58
- Ny Baibolin' i Lotera dia Baiboly voasoratra amin' ny teny alemàna tamin' ny taona 1522, nosoratan' i Martin Lotera, avy amin' ny lahatsoratra fototra...9 kio (teny 1 326) - 2 Martsa 2024 à 09:54
- Ny Raozin' i Lotera dia sarina raozy, izay karazana tombokase na mari-piandrianana izay napetak' i Martin Lotera tamin' ireo asasorany nanombola tamin'...1 kio (teny 171) - 3 Mey 2024 à 19:06
- Katekisma Lehiben' i Lotera na Foto-pianarana Lahibe dia katekisma na katesizy nosoratan' i Martin Lotera. Ahitana asasoratra nataon' i Lotera sy lahatsoratra...1 kio (teny 135) - 7 Desambra 2023 à 10:59
- Loteranisma (fizaràna I Martin Lotera)ilay teôlôjiana sy monka (na moanina) aogostiniana alemàna atao hoe Martin Lotera (alemàna: Martin Luther), nanomboka tamin' ny taona 1517. Izany fandinihana...16 kio (teny 1 924) - 7 Desambra 2023 à 13:51
- i Wittenberg amin' ny fifandraisany akaiky amin' ny tantaran' i Martin Lotera sy ny amin' ny fiandohan' ny Fanavaozana Prôtestanta: maro amin' ny tranobe...3 kio (teny 305) - 7 Janoary 2024 à 02:31
- ("tanànan' i Lotera") ilay tanàna noho izany antony izany. Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: Altenburg...1 kio (teny 120) - 27 Septambra 2022 à 12:46
- maro, dia fantatra indrindra amin' ny maha toerana nahaterahan' i Martin Lotera azy. Tsaroana ity mpanavao fiangonana (refôrmatôra), tsy noho ny trano nahaterahany...2 kio (teny 136) - 6 Febroary 2024 à 04:00
- ôperà Tannhäuser. Fantatra koa ity tanàna ity noho izy nanaovan' i Martin Lotera ny fandikana ny Baiboly amin' ny teny alemàna tamin' ny taonjato faha-16...1 kio (teny 143) - 7 Janoary 2024 à 03:23
- Johann Tetzel (fizaràna I Tetzel sy i Lotera)Avrily dia nanao toriteny fanoherana ny toritenin' i Lotera izy. Rehefa nihaona tamin' i Martin Lotera tao Altenburg i Karl von Miltitz, izay mpiara-miasa...4 kio (teny 508) - 8 Septambra 2024 à 14:45
- izy tamin' ny fandikany ny asa soratr' i Martin Lotera sy i Philipp Melanchthon. Niaraka tamin' i Martin Lotera izy tamin' ny fotoana farany niainany....581 octet (teny 68) - 7 Desambra 2023 à 16:17
- hatramin' ny 1525, izay tsaroana indrindra noho ny fiarovany an' i Martin Lotera olom-peheziny. Teraka tamin' ny 17 Janoary 1463 tao Torgau, ary maty tamin'...2 kio (teny 269) - 27 Septambra 2022 à 14:18
- mpanitsy fiangonana toa an' i Martin Lotera tamin' ny taona 1517 izany. Izy ilay papa nanameloka ny fampianaran' i Lotera izay noheverina fa fampianaran-diso...1 kio (teny 147) - 18 Desambra 2023 à 07:57
- mpianatr' i Lotera atao hoe Melanchton anefa no tena nampiasa io teny hoe consubstantiatio io na dia efa tao amin' ny asasoratr' i Lotera ny zavatra tiana...3 kio (teny 413) - 29 Aprily 2024 à 09:41
- Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: Altenburg - Augsburg - Eisenach - Eisleben - Erfurt - Königsberg - Leipzig...955 octet (teny 74) - 7 Janoary 2024 à 03:24
- Baiboly prôtestanta (fizaràna Ny Baibolin' i Lotera)"Apôkrifa" amin' ny tsy maha kanônika azy ireo boky ireo. Ny Baibolin' i Lotera izay voasoratra amin' ny teny alemàna tamin' ny taona 1522 dia nahitana...8 kio (teny 810) - 17 Mey 2024 à 04:53
- Prôtestantisma (fizaràna Fanonganana an' i Lotera)nametahan' ilay monka (na moanina) alemàna sy dokotera an-teôlôjia, dia i Martin Lotera (alemàna: Martin Luther), ny tsangan-kevitra miisa 95 niampangany izay ataony...35 kio (teny 4 588) - 8 Desambra 2024 à 13:27
- frantsay tamin' ny taonjato faha-16 izay nanohy ny fiheveran' i Martin Lotera momba ny Refôrmasiôna, ka nampihatra izany tao Frantsa. Teraka tamin' ny...1 kio (teny 95) - 12 Aogositra 2021 à 03:38
- (indrindra amin' ny fiteny alemàna taorian' ny fandikan-teny nataon' i Martin Lotera), sady naneho fa ny Baiboly dia tsy miresaka ny amin' ny olo-masina, na...4 kio (teny 442) - 3 Aogositra 2024 à 01:41