Jean Calvin
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Jean Calvin
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Jean Calvin | ||
Teraka | 20 Jolay 1509 | ||
Maty | 6 Jiona 1564 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Frantsa | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Jean Calvin dia teolojiana protestanta frantsay tamin'ny taonjato faha-16 izay nanohy ny fiheveran'i Martin Lotera momba ny Reformasiona, ka nampihatra izany tao Frantsa. Teraka tamin'ny 20 Jolay 1509 tao Noyon ary maty ny 06 Jiona 1564 izy. Ity teolojiana ity dia manantitra ny tokony hanan'ny Kristiana fiainana falain-tahaka araka ny fampianaran'ny Soratra Masina. Atao hoe kalvinisma izany fiheverana na teolojian'i Jean Calvin izany.
Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]
I Gérard Cauvin no rainy. Ny vadiny dia Idelette Calvin.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Ao amin'i Freebase: [1]