Jitàna: Fahasamihafan'ny versiona
k Voafafa ny fanovana ny 172.58.209.83 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i 80.71.157.208 Marika: Révocation |
Aucun résumé des modifications Marika: Révoqué |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
{{Delete}} |
|||
[[Sary:Flag_of_the_Romani_people.svg|thumb|266x266px|Sainam-pirenana jitàna, noforonina tamin' ny taona 1933 sy nekena tamin' ny taona 1971.]] |
[[Sary:Flag_of_the_Romani_people.svg|thumb|266x266px|Sainam-pirenana jitàna, noforonina tamin' ny taona 1933 sy nekena tamin' ny taona 1971.]] |
||
Ny '''Jitàna''' na '''Rômanỳ''' na '''Tsigàna''' na '''Bôhemiana''' na '''Rôma''' dia vondron' olona [[Indô-ariana (vahoaka)|indô-ariana]], mpandehandeha mpifindra monina monina any [[Eorôpa]] ny ankamaroany, ary koa mponina am-pielezana any [[Amerika]]. |

Endrik'io pejy io tamin'ny 29 Septambra 2024 à 12:38
Ny Jitàna na Rômanỳ na Tsigàna na Bôhemiana na Rôma dia vondron' olona indô-ariana, mpandehandeha mpifindra monina monina any Eorôpa ny ankamaroany, ary koa mponina am-pielezana any Amerika. Ny porofom-pitenenana sy ny fototarazo dia manondro fa ny jitàna amin' ny maha-vahoaka azy dia avy any avaratry ny Zana-kôntinenta Indiana (avy any amin' ny faritra misy an' i Rajasthan sy i Haryana ary i Punjab ankehitriny).
Niparitaka izy ireo, fa ny mponina marobe indrindra ao Eorôpa dia indrindra ny Eorôpa Afovoany sy Eorôpa Atsinanana ary Eorôpa Atsimo (anisan'izany i Frantsa atsimo), ary koa i Azia Andrefana (Torkia indrindra).
Ny fitenin' izy ireo, ny fiteny rômany, dia avy amin' ny fiteny sanskrita, tenenina ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny Zana-kôntinenta Indiana, toy ny fiteny gojaraty, ny fiteny penjaby, ny fiteny rajastany ary ny fiteny sindy.