Jeometria
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny jeometria dia sampan'ny matematika mandinika ny endrika anaty habaka manana "dimension" telo (jeometria eoklidiana) ary, hatry ny taonjato faha 18, ny endriky ny habaka hafa (jeometria fanipazana, jeometria tsy eoklidiana, ohatra). Nivadika ho sampan'ny matematika mizakatena ny fomba fandinihana ny endriky ny habaka toy topolojia na ny jeometria aljebrika.