Fiteny pôlineziana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny pôlineziana dia fiteny maro tenenina any amin' ny faritr' i Pôlinezia sy ivelan' io faritra io koa, izay ao amin' ny vondrom-piteny ôseanianan' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana. Miisa 38 ireo fiteny ireo. Ny fito amin' ireo dia tenenina ao Pôlinezia Frantsay, dia ny fiteny tahisiana, ny fiteny aostraly, ny fiteny ra'ivavae, ny fiteny mangareviana, ny fiteny pa'omôto, ary ny fiteny markiziana. Miisa 1 000 any ho any ny mpiteny haoaiana. Ny fiteny maôry dia isan' ireo fiteny ôfisialy ao any Zelandy Vaovao. Anisan' ny fiteny pôlineziana koa ny fiteny palisiana sy ny fiteny tôngiana ary ny fiteny rapanoy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]