Pôlinezia Frantsay

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Polinezia Frantsay

I Pôlinezia Frantsay dia firenena andafin' ny Repoblika Frantsay, izay ahitana tambanosy dimy misy nosy 118 (ny 67 amin' ireo no misy mipetraka) ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika, 6 000 km mianatsinanana avy ao Aostralia: ny tambanosin' i la Société, ny îles du Vent ary ny îles Sous-le-Vent, ny tambanosin' i Tuamotu, ny tambanosin' i Gambier, tambanosin' i Australes ary ny nosin' i Marquises.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.