Fiteny tahisiana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny fiteny tahisiana dia fiteny aostroneziana iray tenenina any Tahiti.

Anisan'ny fiteny tahisiana izy io, izay fiteny polineziana. Ny vondron-teny misy azy dia ny fiteny polineziana tatsinanana, izay niparitaka eran'i Polinezia avy teo amin'ny tambanosin'i Samoa. Ny fiteny hafa ao anatin'io vondrona misy ny fiteny tahisiana io dia ny fiteny maory, ny fiteny rapa noy (fitenin'ny nosin'i Paska) ary ny fiteny haoaianina.

Ny toerana itenenana ny fiteny tahisiana dia ny Îles de la Société ary any Tahiti indrindra indrindra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.