Fiteny lotsazy
Apparence
Ny fiteny lotsazy dia fiteny banto ao Angôla sy ao Zambia. Io no fiteny be mpampiasa ao amin' ny vondrona ngangela. Atao hoe fiteny lokazy na tsilotsazy koa io fiteny io. Ny hoe ngangela dia teny noforonin' ny Vimbondo mpivarotra sy ny misiônera tamin' ny taonjato faha-18 mba hiresahana ny foko maromaro nonina tamin' ny faritra atsinanana amin' i Angôla.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Fiteny ao Angôla: fiteny fiôte, fiteny kikôngô (na fiteny kôngô), fiteny kimbondo, fiteny koaniama, fiteny lovale, fiteny mohomby, fiteny ngangela, fiteny nianeka, fiteny ombondo, fiteny pôrtogey, fiteny tsôkoe, fiteny lotsazy, fiteny ôvambô.
- Fiteny ao Zambia: fiteny anglisy, fiteny bemba, fiteny kaônde, fiteny londa, fiteny lovale, fiteny lôzy, fiteny nianja, fiteny nsenga, fiteny tônga