Ôvimbondo (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Sarintany maneho ny faritra misy ny foko ao Angôla: miloko manga ny faritra onenan' ny Ôvimbondo

Ny Ôvimbondo na Mbondo Tatsimo dia vahoaka ao Angôla izay monbina eo amin' ny lembalemba afovoany ao amin' io firenena io sy ao amin' ny faritra a-morontsiraka adrefan' io lembalemba io. Io no vondrom-poko maro an'isa indrindra ao Angôla, izay mahatratra ny 37 %n' ny mponina. Tombanana any amin' ny 4 tapitrisa any ho any ny isan' ny Ôvimbondo. Ny fiteny ombondo, izay fiteny banto, no fitenin' izy ireo, miampy ny fiteny pôrtogey.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]