Fiteny eve

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny sy resaka togo ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fiteny eve ( Eʋe [e'βe] ) dia fiteny any Ghana sy any Togo. 7 tapitrisa[1] ny isa ny olona miteny azy any afrika.

Teny Gbe avy amin'ny fianakavin'ny fiteny Kwa ny fiteny eve ary teny ara-endri-peo izay izy io.

Abidy[hanova | hanova ny fango]

Mampiasa ny abidy Latina ny eve, miampy litera maro. Misy sàsany avy amin'ny litera IPA (API)

Lohatsoratra A B D Ɖ Dz E Ɛ F Ƒ G Gb Ɣ
Zanatsoratra a b d ɖ dz e ɛ f ƒ g gb ɣ
Lantom-peo /a/ /b/ /d/ /ɖ/ /d͡z/ /e/ /ɛ/ /f/ /ɸ/ /ɡ/ /ɡ͡b/ /ɣ/
Lohatsoratra H I K Kp L M N Ny Ŋ O Ɔ P
Zanatsoratra h i k kp l m n ny ŋ o ɔ p
Lantom-peo h/ /i/ /k/ /k͡p/ /l/ /m/ /n/ /ɲ/ /ŋ/ /o/ /ɔ/ /p/
Lohatsoratra R S T Ts U V Ʋ W X Y Z
Zanatsoratra r s t ts u v ʋ w x y z
Lantom-peo /l/ /s/ /t/ /t͡s/ /u/ /v/ /β/ /w/ /x/ /j/ /z/
Ny fiteny Gbe any Benin, Togo sy Ghana

Misy tilda (~} eo ambon'ny zanapeo rehefa an-orona ny zanapeo (ã, ĩ, ũ, ẽ, õ, ɛ̃, ɔ̃)

  1. Hoy ny Capo, 1991