Fiteny ôsetiana

Avy amin'i Wikipedia
Vehivavy osetiana tamin'ny fiandohan'ny tainjato faha-20

Ny fiteny ôsetiana na ôseta dia fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana, tenenin'ny vahoaka ôsetiana (na ôseta) izay monina indrindra ao Kaokazy indrindra ao Ôsetia (Ôsetia Avaratra sy Ôsetia Atsimo) any Jeôrjia. Mizara roa ny fiteny ôsetiana, dia ny fiteny irôna izay fiteny ampiasaina amin'ny haisoratra, sy ny fiteny digôa izay tenein'ny olona miisa 100 000 any ho any, Samy ampianarina sy soratana izy roa ireo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]