Fiteny pastô
Apparence
Ny fiteny pastô na pasto na patstô (arakaraka ny faritra) dia fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana atsinanana, izay tenenina ao Afganistàna (anisan' ny fiteny ôfisialin' io firenena io, manampy ny fiteny persana sy ny fiteny dary) sy ao Pakistàna sady tenenin' ny olona miisa 45 000 000 any ho any. Atao hoe Patstona na Patàna ny mpiteny pastô.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Fiteny iraniana sasantsasany: fiteny zazaky - fiteny ôsetiana - fiteny lôry - fiteny kiorda - fiteny farsy - fiteny dary - fiteny tajiky - fiteny pastô - fiteny balotsy - fiteny gilaky - fiteny talisy - fiteny mazandarany.