Fiteny lôry
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny lôry na fiteny lory dia fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana, vondrom-piteny iraniana madinika ao atsimo-andrefana izay tetenin'ny vahoaka lôry sy ny vahoaka baktiary izay monina ao amin'ny faritany iranianan'i Lorestan, Ilam, Chahar Mahaal sy Bakhtiari, Kohkiluyeh ary Buyer Ahmad, sy ao amin'ny faritra sasany ao Khuzestan. Mitovitovy amin'ny fiteny korda io fiteny io.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Fiteny iraniana sasantsasany: fiteny zazaky - fiteny ôsetiana - fiteny lôry - fiteny korda - fiteny farsy - fiteny dary - fiteny tajiky - fiteny pastô - fiteny balotsy - fiteny gilaky - fiteny talisy - fiteny mazandarany.