Fiteny balotsy

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Lehilahy balotsy any Pakistàna

Ny fiteny balotsy dia fiteny iraniana tenenina ao Balotsistàna (izay nozarain'i Iràna sy i Afganistàna ary i Pakistàna). Fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana izy. Ahitana olona miteny azy koa ny ao Torkmenistàna sy ny ao Ômàna. Fiteny lavidavitra ny fiteny farsy ny fiteny balotsy. Misy ampahany be amin'ny mpiteny balotsy no miteny farsy ao Iràna sy ao Afganistàna ary ao Pakistàna.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]