Fiteny dary

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny dary, izay atao hoe fiteny persàna afgàna na fiteny farsy atsinanana, dia endriky ny fiteny persàna (na farsy) tenenina indrindraindrindra ao Afganistàna. Ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana no misy azy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]