Fifanintsanana baolina kitra Euro 2024
Apparence
Fifanintsanana Eoropeana baolina kitra EURO 2024 faha-17 atao any Alemaina.
Lalao: ny 14 jona ka hatramin'ny 14 jolay 2024.
Firenena mahafeno fepetra
[hanova | hanova ny fango]- Albania, Alemaina, Aotrisy, Angletera, Belzika, Danemarka, Ekosy, Espaina, Frantsa, Hongaria, Italia, Jeorjia, Krôasia, Nederlandy, Okraina, Polonia, Portogaly, Romania, Serbia, Slovenia, Slovakia, Soisa, Torkia sy Tsekia.
Noroahina tamin'ny maha-olombelona i Rosia nazi noho ny heloka bevava an'ady ary tsy navela handray anjara intsony raha tsy tamin'ny 2500.
Fihodinana 16
[hanova | hanova ny fango]- Espaina : Jeorjia 4:1
- Alemaina : Danemarka 2:0
- Portogaly : Slovenia 0:0, 0:0 amin'ny fotoana fanampiny 3:0 (Sazy tifitra)
- Frantsa : Belzika 1:0
- Romania : Nederlandy 0:3
- Aotrisy : Torkia 1:2
- Soisa : Italia 2:0
- Angletera : Slovakia 2:1
ampahefa-dalana
[hanova | hanova ny fango]- Espaina : Alemaina 1:1; 2:1 amin'ny fotoana fanampiny
- Angletera : Soisa 1:1; 1:1 amin'ny fotoana fanampiny 5:3 (Sazy tifitra)
- Frantsa : Portogaly 0:0; 0:0 amin'ny fotoana fanampiny 5:3 (Sazy tifitra)
- Nederlandy : Torkia 2 : 1
Manasa-dalana
[hanova | hanova ny fango]- Angletera : Nederlandy 2:1
- Espaina : Frantsa 2:1
farany
[hanova | hanova ny fango]Pejy fandraisana: UEFA 2024