Distrikan' i Manakara-Atsimo
22°08′55″S 48°00′38″E / 22.148620°S 48.010550°E
Manakara | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 385 860 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Faritra | Faritra Fitovinany |
Ny Distrikan' i Manakara-Atsimo dia distrika malagasy ao amin' ny Faritra Fitovinany, Faritanin' i Fianarantsoa. Ny renivohiny dia i Manakara. Mamakivaky azy ny ony Manakara sy Faraony. Mamakivaky azy koa ny Lalam-pirenena faha-12 sy lalam-by mampitohy azy amin' i Fianarantsoa.
Mizara ho kaominina 42 izy, dia ireto izany: Ambahatrazo, Ambahive, Ambalaroka, Ambalavero, Ambila, Amboanjo, Ambohitsara M, Amborondra, Ambotaka, Ampasimanjeva, Ampasimboraka, Ampasipotsy, Analavory, Anorombato, Anosiala, Anteza, Bekatra, Fenomby, Lokomby, Mahabako, Mahamaibe, Manakara, Mangatsiotra, Marofarihy, Mavorano, Mitanty, Mizilo Gara, Nihaonana, Onilahy, Sahanambohitra, Saharefo, Sahasinaka, Sakoana, Sorombo, Tataho, Vatana, Vinanitelo, Vohilava, Vohimanitra, Vohimasina Nord, Vohimasina Sud, ary Vohimasy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Fitovinany: