Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan' i Farafangana

Avy amin'i Wikipedia
Farafangana
Velarantany4 763 km2
Haavo
Isan'ny mponina407 943
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyFianarantsoa
FaritraAtsimo-Atsinanana
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Ny distrikan'i Frafangana ao amin'ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Ny Distrikan' i Farafangana dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa izay manana velarana 4 763 km2. Ny tanànan' i Farafangana no renivohiny sady renivohitr 'io faritra io. Misy kaominina an-drenivohitra iray sy kaominina ambanivohitra 32 ny ao amin' io distrika io. Manana kolotsaina antefasy ny ankamaroan' ny mponina ao. Tamin' ny taona 2018 dia nisy mponina 407 943 tao amin' ny Distrikan' i Farafangana, ka 83 mponina/km2 ny hakitroky ny mponina amin' izany.

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Farafangana:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana

Ireo faritra ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa