Distrikan'i Manakara

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Toerana misy ny distrikan'i Manakara ao amin'ny faritra Vatovavy-Fitovinany.

Ny distrikan'i Manakara dia distrika ao amin'ny faritra Vatovavy-Fitovinany izay hita ao amin'ny tapany atsinanan'i Madagasikara, izay ahitana kaominina miisa 45.