Distrikan' i Farafangana
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Farafangana)

Ny Distrikan' i Farafangana dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa izay manana velarana 4 763 km2. Ny tanànan' i Farafangana no renivohiny sady renivohitr 'io faritra io. Misy kaominina an-drenivohitra iray sy kaominina ambanivohitra 31 ny ao amin' io distrika io. Manana kolotsaina antefasy ny ankamaroan' ny mponina ao. Tamin' ny taona 2001 dia nisy mponina 207 167 tao amin' ny Distrikan' i Farafangana, ka 43 mponina/km2 ny hakitroky ny mponina amin' izany.
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Farafangana:
- Ambalatany
- Ambalavato
- Ambalavato Antevato
- Ambohigogo
- Ambohimandroso
- Amporoforo
- Ankarana Miraihina
- Anosivelo
- Anosy Tsararafa
- Antsiranambe
- Beretra Bevoay
- Efatsy Anandroza
- Etrotroka Sud
- Evato
- Farafangana
- Fenoarivo
- Iabohazo
- Ihorombe
- Ivandrika
- Mahabo Mananivo
- Mahafasa Centre
- Mahavelo
- Maheriraty
- Manambotra Sud
- Marovandrika
- Namohora Iaborano
- Sahamadio
- Tangainony
- Tovona
- Vohilengo
- Vohimasy
- Vohitromby
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana
- Distrikan' i Befotaka
- Distrikan' i Farafangana
- Distrikan' i Midongy-Atsimo
- Distrikan' i Vangaindrano
- Distrikan' i Vondrozo
Ireo faritra ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa