Asabotsy

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Asabotsy na Sabotsy dia andro fahenina ao amin'ny herinandro manomboka amin'ny andro Alatsinainy, fa andro fahafito kosa ao amin'ny ny herinandro manomboka amin'ny andro Alahady. Tany Gresy fahiny ny andro Sabotsy dia antsoina hoe κρονία / kronia ka natokana ho an'i Satiorna. Izany no mahatonga ny andro Asabotsy hatao hoe Saturday amin'ny teny anglisy, izany hoe Andron'i Satiorna.

Ny teny malagasy hoe Asabotsy na Sabotsy dia avy amin'ny teny arabo hoe as-sabt izay avy amin'ny teny hebreo hoe שָׁבַת / shabbat na avy amin'ny teny hebreo hoe shabbos izay samy manondro ny andro Asabotsy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]