Aller au contenu

Abraham Samuel

Avy amin'i Wikipedia

I Abraham Samuel (maty tamin' ny taona 1705), fantatra ihany koa amin' ny hoe "Deaan Tuley-Noro" na "Tolinar Rex", dia jiolahin-tsambo malata tao amin' ny Ranomasimbe Indianina tamin' ny faramparan' ny taompolo 1690. Voalaza fa teraka tany Martinika na Jamaika, na angamba na tao Anosy (eto Madagasikara). Rendrika an-tsambo teny an-dalana hiverina ho any New York avy aty Madagasikara izy, ary nitarika vetivety ny fanjakana antanosy tany Fort Dauphin (Tolanaro ankehitriny), nanomboka tamin' ny taona 1697 ka hatramin' ny nahafatesany tamin' ny taona 1705.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]