Aller au contenu

John Leadstone

Avy amin'i Wikipedia

I John Leadstone dia jiolahin-tsambo sy mpivarodra andevo tany amin' ny morontsiraka andrefan' i Afrika. Nantsoina matetika hoe "Captain Crackers" na "Old Captain Cracker" izy, izay fantatra indrindra amin' ny zavatra nataony nanoherany ny Royal African Company britanika sy ny fiarahany fohy tamin' ilay jiolahin-tsambo Bartholomew Roberts.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]