Aller au contenu

James Plaintain

Avy amin'i Wikipedia

I James Plaintain dia jiolahin-tsambo tao amin' ny Ranomasimbe Indianina. Izy no malaza indrindra amin' ny fampiasana ny hareny azony tamin' ny maha jiolahin-tsambo azy hanorenany fanjakana tsy naharitra, teto Madagasikara. Nalaza izy teo anelanelan' ny taona 1720 sy1728.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]