Aller au contenu

David Williams (jiolahin-tsambo)

Avy amin'i Wikipedia

I David Williams (indraindray antsoina hoe Wallin) dia tantsambo galoà izay lasa jiolahin-tsambo rehefa nilaozan' ny namany teto Madagasikara. Fotoana fohy no naha kapiteny azy ary fantra indrindra tamin' ny nandehanany sambo teo ambany fitarihan' ny kapiteny jiolahin-tsambo nifandimby izay nalaza kokoa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]