Varahimavo

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny varahimavo dia tsaman' ny varahina (Cu) sy ny fanitso (Zn), izay miloko mavo, mpampita aratra sy hafanana tsara sady mora volavolaina. Arakaraka ny tanjona anamboarana azy dia mety hahitana firamainty (Pb) na firapotsy (Sn) na nikela (Ni) na krôma (Cr) na maneziôma (Mg) koa ny taharon' ny varahimavo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]