Tsimanompo

Avy amin'i Wikipedia

I Tsimanompo dia mpanjaka bara nandimby an' Imasoandro tao Ivohibe. Niady tamin' ny Tsienimbalala i Tsimanompo. Nony resy ny Tsienimbalala dia lasa nifindra any am-badika andrefan' Analavelona. Rainibahy no nandimby an' i Tsimanompo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mpanjaka bara: