Isambo

Avy amin'i Wikipedia
Isambo, mpanjakan' ny Bara Iantsantsa (1906)

Isambo dia mpanjakan' ny Bara Iantsantsa, nandimby an' i Rainibahy (izay naongan' ny vahoaka noho ny siaka sy ny herisetrany tamin’ ny taona 1887). Nanohitra mafy ny Frantsay Isambo ka tamin’ ny taona 1897 vao resy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mpanjaka bara: