Trandraka

Avy amin'i Wikipedia

Trandraka dia biby fahita eto Madagasikara izay moninaa any anaty ala izay mitovitovy amin'ny voalavalo fa saingy izy maranitra ny volony, ary tsy biby mpanimba voly toy ny voalavo,milevilana any anaty tany izy rehefa maina ny andro mivoaky izy amin'ny lohataona fotoany orana. Fihinana izy io saingy maro amin'ny Malagasy no fady azy.