Aller au contenu

Roimena

Avy amin'i Wikipedia

Ny roimena dia anarana ilazana ny karazana mimôza mena vony sy mahitsy taho, ka anisan' izany indrindra ny Acacia sakalava (Fabaceae) sy ny Acacia pervillei. (Fabaceae). Ny Accacia sakalava dia atao hoe roipitaka koa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]