Roipitaka

Avy amin'i Wikipedia

Ny roipitaka dia hazo madinika misy tsilo sy mena vony, izay atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Acacia sakalava. Misy ny miantso azy hoe roimena, nefa ity anarana ity dia iantsoan' ny Malagasy koa ny Acacia pervillei.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]