Roimemy
Fiseho
Ny roimemy dia karazana hazo mafy, anisan' ireo atao amin' ny teny malagasy hoe roy. Atao hoe Mimosa latispinosa ny anarany ara-tsiansa, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Mimosaceae na Fabaceae Izao ny anarana hafa ahafantaran' ny Malagasy azy: ahibelona, anakoaimatahepatsa, anakoe matahipantsika, anankoaimatahepatsa, finakanajaza, komemy, romemy, romena.
Atao hoe "roimey" koa anefa ny roimbazaha atao amin' ny anarana siantifika hoe Caesalpinia sepiaria izay ao amin' ny fiaznakaviana Fabacea ihany koa.
Ohabolana
[hanova | hanova ny fango]- Vazimbalahy anaty roimemy: fofoin-ko faty vao ela velona.
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- "Mimosa latispinosa", sysbio.univ-lille1.fr
- "Mimosa latispinosa", inaturalist.nz