Mimosa

Ny Mimosa dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Mimosaceae araka ny fanasokajiana klasika nataon' i Cronquist (1981) na ao amin' ny fianakaviana lehibe Fabaceae sy ny zana-pianakaviana Mimosoideae araka ny fanasokajiana filôjenetika. Ahitana karazana hazo sy hazomadinika efa ho 400 eo ho eo izy io. Ny mimôzà dia tsy tafiditra ao anatin' ity vondron-karazana ity fa ao amin' ny Acacia.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]Misy fisafotofotoana eo amin' ny anaran' ny vondron-karazana telo: Acacia sy Robinia ary Mimosa. Nandritra ny tantaran' ny bôtanika koa dia niovaova be ihany ny famaritana ny vondron-karazana Mimosa, hany ka maro ny karazana voalaza ao amin' io vondrona io no nafindra ho ny amin' ny vondron-karazana hafa (oh: Acacia na Albizia). Ankehitriny dia ahitana karazana hazo sy hazomadinika efa ho 400 eo ho eo ny Mimosa, ka indreto ny sasany amin' izany:
- Mimosa aculeaticarpa Ortega
- Mimosa arenosa (Willd.) Poir.
- Mimosa asperata L. (hery, riotra, roitra)
- Mimosa borealis Gray
- Mimosa casta L.
- Mimosa caesalpiniaefolia Benth.
- Mimosa ceratonia L.
- Mimosa diplotricha C.Wright ex Sauvalle
- Mimosa dysocarpa Benth.
- Mimosa dysocarpa var. dysocarpa Benth.
- Mimosa emoryana Benth.
- Mimosa grahamii Gray
- Mimosa grahamii var. grahamii Gray
- Mimosa hystricina (Small ex Britt. et Rose) B.L.Turner
- Mimosa latidens (Small) B.L. Turner
- Mimosa laxiflora Benth.
- Mimosa malacophylla Gray
- Mimosa microphylla Dry.
- Mimosa nuttallii (DC.) B.L. Turner
- Mimosa pellita Kunth ex Willd.
- Mimosa pigra L.
- Mimosa pigra var. pigra L.
- Mimosa pudica L. - (amboafotsikely, amboafotsitenda, anakoay, anakoe, anankoay, kelimanjakalanitra, matirorona, matirosana, ramirena, ramiria, ramorena)
- Mimosa quadrivalvis L.
- Mimosa quadrivalvis var. hystricina (Small) Barneby
- Mimosa roemeriana Scheele
- Mimosa rupertiana B.L. Turner
- Mimosa schomburgkii Benth.
- Mimosa spegazzinii Pirotta
- Mimosa strigillosa Torr. et Gray
- Mimosa tenuiflora (Willd.) Poir. (Mimosa hostilis)
- Mimosa texana (Gray) Small
- Mimosa turneri Barneby
- Mimosa verrucosa