Persana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny persana na persanina dia foko taloha mipetraka any Iran. Fiteny persana no fiteny teneniny. Ny isan'ny persana ankehitriny dia eo amin'ny 80 tapitrisa eo ho eo, any Iran ny ankabeazany.

Ny anarana hoe persana min'ny fiteny grika, ἡ Περσίς (hê Persis), hanononana ny mponina entin'ireo mpanjaka taranaky ny Akemenida (Darius, Xerxes)

Ankehitriny, Iranianina no fiantsoana ny foko mipetraka ao Iran.