Balotsy (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Balotsy dia vahoaka iraniana monina indrindra ao Balotsistanana izay faritany ao amin'ny faritra atsimo-andrefan' i Pakistana (5 600 000 any ho any). Ahitana fianakaviambe balotsy koa ny any Afganistana (100 000 any ho any), ny any Iràna (1 000 000 any ho any), ny any Torkmenistana (28 000 any ho any). Ireo Balotsy ao Afganistana dia monina ao amin' ny faritra atsimo-andrefana, izany hoe ao amin' ny faritanin' i Kandahâr sy Helmand ary Nimrôz, manakaiky ny sisin-tany pakistaney.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]