Talisy (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Talisy na Talesy dia vahoaka iraniana tompon-tany ao Azerbaijana , miteny amin' ny fiteny iraniana. Monina amin' ny faritra sasany ao avaratr' i Iràna sy ao amin' ny ampahany atsimon' ny Repoblikan' i Azerbaijana (izay fantatra taloha tamin'ny anarana hoe Talish-i Gushtasbi) izy ireo. Tombanana ho eo anelanelan'nuy 110 000 sy 430 000 any ho any ny isan' ny Talisy ao amin' ny Repoblikan'i Azerbaijana fa 78 000 kosa izany ao Iràna. Manaraka ny fivavahana silamo izy ireo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]