Mpikambana:Druryhunter36
Salama! Druryhunter36 aho, ary ity no pejiko mpampiasa!
| ||||
|
||||
[[user:{{{Mpikambana}}}|{{{Mpikambana}}}]] – [[dinika amin'ny mpikambana:{{{Mpikambana}}}|Dinika]]
{{{Resaka}}}
Ny Mpikambana, manana sy tsy manana kaonty eto amin'ny wikipedia malagasy, mety manana sata maro ny mpikambana ny Wikipedia.
Ny farany ambany indrindra dia ny mpikambana IP, Ny mpikambana IP dia vitsy no zavatra afa azo ataony ankotran'ny manolo sy mamorona pejy, fa misy pejy sasany tsy afaka ovainy satria izy ireo mety voaaro, an-tsasany oatra, kanefa ny mpikambana voasoratra eto afaka manolo an'io pejy io efatra andro teo arinan'ny fisoratany teto. Tsindrio eto rehefa tia hanoratra anarana ianao.
Rehefa manomboka mahaihay mitanana ianao, afaka mangataka ho mpandrindra ianao, mangataha eto. Rehefa tsara ho anao ny fifidianan'ny kômonitia, ampetrao eto ny fangatahanao (amin'ny fiteny anglisy) ary ampio eo ity rohy ity :
Rehefa manomboka miangeza ity Wikipedia ity, afaka lasa Borôkraty ny mpandrindra : Fa mandalo eo amin'ny fangatahana koa ny mpandrindra izay tia ho borôkraty.
{{{ip}}} : {{{faharetana}}}
{{{dinika}}}
[[user:{{{Mpikambana}}}|{{{Mpikambana}}}]] – [[dinika amin'ny mpikambana:{{{Mpikambana}}}|Dinika]]
{{{Resaka}}}
[[{{{1}}}]]([[dinika:{{{1}}}|d]])
[[help:{{{1}}}|{{{1}}}]]([[Dinika amin'ny fanampiana:{{{1}}}|d]])
{{{ip}}} : {{{faharetana}}}
{{{dinika}}}
Tonga soaTonga soa eto amin'ity wikipedia ity ianao... tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny encyclopédie malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana. Mba hahazoantsika sary antsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy. Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto. Misaotra betsaka. |
|
Inona no maika indrindra ?
|
Ireo takelaka 5 farany vita
15 Jiona 2026
- 22:1615 Jiona 2026 à 22:16 Vozinha (tant. | hanova) [788 oktety] HarryWurst (dinika | fandraisan'anjara) (Pejy noforonina tamin'ny « '''osimar José Évora Dias''', atao hoe '''Vozinha''', dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Kapvera teraka ny 3 Jiona 1986 tao Mindelo. Izy dia milalao ho mpiandry tsato-kazo ho an'ny klioba Liga Portugal 2 Chaves sy ny ekipam-pirenen'i Kapvera. Izy no kintana tamin'ny Mondial 2026. == Carrière == * 2010-2011: Batuque FC * 2011-2012: CS Mindelense * 2011-2012: Progresso do Sambizanga * 2015-2016: FC Zimbru Chisinau * 2... »)
- 21:3715 Jiona 2026 à 21:37 Boeing B-52 (tant. | hanova) [2 443 oktety] HarryWurst (dinika | fandraisan'anjara) (Pejy noforonina tamin'ny « thumb|Boeing B-52 Ny '''Boeing B-52 Stratofortress''' (anglisy ho an'ny fortress stratosphere; matetika ''B-52'' fotsiny) dia baomba misy motera valo an'ny {{Tafika]] an'habakabaka amerikanina]]. Ny litera B ao amin'ny fanendrena dia midika hoe baomba. Ny mpanamboatra fiaramanidina amerikana Boeing dia namolavola ny B-52 ho mpitatitra fitaovam-piadiana nokleary tamin'ny faramparan'ny taona 1940. Ny sidina voalohany... »)
- 18:0615 Jiona 2026 à 18:06 Jürgen Rüttgers (tant. | hanova) [1 561 oktety] HarryWurst (dinika | fandraisan'anjara) (Pejy noforonina tamin'ny « {{infobox olona |sary=Dr. Jürgen Rüttgers in Hamm (10571276766).jpg |anarana=Jürgen Rütgers |teraka= 26 Jona 1951 |toerana = Köln |maty= |firenena={{Alemaina}} |fanjakana = Nordrhein-Westfalen |mpiaraka= |asa= * mpanao politika |taona niasàna= }} '''Jürgen Anton Rüttgers''' (teraka ny 26 Jona 1951 tao Köln ([[Alemaina)) dia mpisolovava alemà sady mpanao politika taloha (Antoko CDU). Izy no Minisitra sady Filohan'ny fanja... »)
- 11:2515 Jiona 2026 à 11:25 Charlotte Arisoa Rafenomanjato (tant. | hanova) [5 330 oktety] Quinze2001 (dinika | fandraisan'anjara) (Pejy noforonina tamin'ny « {{Infobox olona|anarana=Charlotte-Arrisoa Rafenomanjato|teraka=16 mars 1936|toerana=Antananarivo|maty=4 novembre 2008|firenena=Madagasikara|karazana=Malagasy|asa=Mpanoratra|asa hafa=Mpampivelona|taona niasana=1982 - 2008|seha-pitiavana=Manam-bady, niteraka telo|image=Charlotte-Arrisoa Rafenomanjato.jpg|sary=Charlotte-Arrisoa Rafenomanjato.jpg}} '''Charlotte-Arrisoa Rafenomanjato''' dia mpanoratra Malagasy teraka tao Antananarivo tamin'ny... ») Marika: VisualEditor:Nivadika
- 10:5915 Jiona 2026 à 10:59 Pierre Randrianarisoa (tant. | hanova) [21 961 oktety] Quinze2001 (dinika | fandraisan'anjara) (Noforonina tamin'ny alalan'ny fandikana an'i "Pierre Randrianarisoa") Marika: Fandikam-botoatiny Traduction de contenu 2
Fangatahana ho lasa Mpandrindra
Voninahitra ho ahy izay voalaza anarana etsy ambony no hanaovako izao fangatahana izao.
Toy izao manaraka izao ary ny momba ahy voalohany indrindra :
Ny tena anarako dia Bezara Roussel Florent, izaho dia mpianatra malagasy mianatra eto amin'ny Oniversite Mahajanga. Nanomboka niditra teto amin'i Wikipedia izaho tamin'ny 2013 anefa tsy dia nahafehy ny fampiasana ireo syntaxe wikipedia. Na dia izany aza dia niezaka hatrany aho nanoratra ny lahatsoratra tamin'ny teny malagasy. Roa taona taty aoriana, dia efa mahafehy tsara ireo fitaovana Mediawiki aho, ka nanomboka teo dia nanatombo sy nanatsara hatrany ny wikipedia malagasy aho.
Eto amin'ny wikipedia malagasy indray, dia vitsy dia vitsy ny mpikambana mavitrika amin'izao fotoana izao, ka mangataka ho lasa mpandrindran'ity wikipedia ity izaho. Ny antony manokana hangatahako ny zon'ny mpandrindra dia ny tenako mazoto sady tena tia hikarakara ity wiki ity, ary indrindra indrindra, manadio sy manaramaso ny lahatsoratra ary ny votoatiny, izay ho vitaina tsaratsara kokoa raha manana ny fitaovan'ny mpandrindra. Ankoatran'ny "asa fikojakojana" ny wiki moa dia misy antony faharoa indray : mahatsapa aho fa vitsy kely ireo mpandrindra wiki ity, hany ka betsaka ny lahatsoratra tsy voaharamaso, eo koa ny tsy fananan'ireo mpandrindra wiki ity ny fotoana. Ka heveriko arak'izany fa ilaina ny fanampina ny mpandrindra ary mino aho fa ny olona vonona sy mahafoy fotoana no tadiavina amin'ity Wikipedia malagasy ity.
Na dia kely aza ny mpandray anjara, betsaka ny asa kojakoja tokony hatao, nohon'ireo spam indrindra indrindra, ary koa noho ireo asa kojakoja ary ireo asa fanovana ny pejy voaaro (toa ny pejy fandraisana ary ny pejy misy ny endrika vangovango) sy ny asa fanakanana mpikambana mpanao spam.
Koa raiso tompoko ny voninahitra sy haja lehibe atolotro ho anareo.
--Be-Wiki-Gasy (discussion) 25 Mey 2015 à 15:22 (UTC)
Mangataka ho Mpandrindra : ZoAndriamifidisoa
Miarahaba anareo rehetra, Izaho mitondra ny kaonty ZoAndriamifidisoa dia mangataka ny ho mpandrindra ato amin'ny Wikipedia teny malagasy.
- Tamin'ny 13 aogositra 2025 no nanomboka wikipedia
- Efa mihoatra 570 ny fanovana vita
- Ny hameno ny efemerida herintaona sy ny hamoaka vaovao ilaina tahirizina mety hiofo ho pejy ilain'ny wikipedia no ezaka heveriko.
- Hanaisotra ireo pejy efa voalaza ho esorina na hofafana.
- Hijery ihany koa araka izay ifanarahan'ny rehetra ny hanatsarana ny endrik'ity wikipedia teny malagasy ity, hanintona ny tanora ny famakiana azy.
Dia mankasitraka amin'ny famakiana hatramin'ny farany ary mirary soa ho anareo rehetra!
ZoAndriamifidisoa (resaka) 2 Aprily 2026 à 10:37 (UTC)
[[{{{takelaka}}}]] ([[Dinika:{{{1}}}|dinika]])
- Ny antony : {{{antony}}}.
