Hankany amin'ny vontoatiny

Fasana Masina

Avy amin'i Wikipedia
Ny trano kely misy ny "fasan' i Kristy" ao amin' ny Fiangonan' ny Fasana Masina, taorian' ny namerenana azy amin'ny laoniny tamin' ny taona 2016.

Ny Fasana Masina, araka ny lovantsofina kristianina, dia fasan' i Kristy, izany hoe fasana nametrahana ny fatin' i Jesoa ny harivan' ny nahafatesany teo amin' ny hazo fijaliana. Napetraka ao amin' ny trano kely iray naorina ao anatin' ny Fiangonan' ny Fasana Masina any Jerosalema izy io ankehitriny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]